|
|
|
|

Teny iditra1  biby olona
Singan-teny  2 biby, 3 olona
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 lalaon' ny ankizy izay ahitana iray amin' izy ireo mifono ahitra toy ny biby mandehandeha mampitahotra ny hafa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [bibiolona] 6 a made-up figure used in a children's game.. [1.2]
Voambolana  7  Kilalao
Mpanahaka  8  bibinolona, 9  bibiolona, 10  olonabiby

Fivaditsoratra  11 bibiolona, 12 biby olona, 13 olona biby

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02